👨👩👧👧 Ny ray aman-dreny sy zanaka : fitiavana, fitaratra, fenitra, fanabeazana ...
☀️ Maro ny teny tonga ao an-tsaina rehefa miresaka izany lohahevitra izany isika.
🎧 Manasa anao hihaino !
🚧 Limite-Fetra
🚫 Hatreto ...
Izay lohahevitra izay no horesahantsika amin'ity épisode ity.
Mihainoa finaritra !
😤 Mamela heloka? Sarotra sa mora? Maso solon'ny maso, nify solon'ny nify?
🙌🏽 Ny heloka ibaboana hono anefa mody rariny
🪴 Izany lohahevitra izany indray no ho resahantsika androany. Mamela ny heloky ny nanao ratsy, mangataka famelan-keloka raha nanao ny tsy mety.
Mihainoa finaritra !
📢 Fomba malagasy izay "tsy hita izay maharatsy azy" ny atero ka alao. Hiresaka momba izany indrindra amin'ny fiainana an-davanandrontsika isika.
📝 Ny valim-bambena ihany koa anie ka "atero ka alao" e!
💱 Fifampiraharahana sa fitiavana ?
Izany no horesahantsika indray androany. Mihainoa finaritra!
Aparitaho raha sitrakao !
Finoana iombonana miraiki-tapisaka.Izay ve no azo ilazana ny "cliché" amin'ny teny malagasy.
Izany indray no lohahevitra ho resahantsika ato anatin'ity épisode ity iarahantsika amin'i Karine izay vahinintsika.
Mihainoa finaritra !
Aparitaho raha sitrakao.
🔓 Ny fialonana indray no lohahevitra horesahantsika indray.
🔥 Moramora jalousie ...
🇲🇬 Rediffusion : S1E10 Ny mahamalagasy. Tapany faha 2
🇲🇬 Amin'izao alahamady izao dia indro averina amintsika eto ny épisode iray niresahantsika ny mahamalagasy.
Mihainoa finaritra !
🇲🇬 Amin'izao alamahady izao dia indro averina amintsika eto ny resatsika mikasika ny mahamalagasy.
🇲🇬 Mihainoa finaritra !
SEE08-Équilibre
⚖️ Marina, miralenta, mifandanja ...
✨ Izany teny izany no afaka ilazana ny équilibre amin'ny teny malagasy.
🎧 Izay lohahevitra izay indray no horesahantsika androany.
Mihainoa finaritra ary ô !
Hery manosika antsika hanao zavatra ny fahatokisan-tena ary ilaina tokoa amin'ny fiovoarana sy ny fiovana . Izay lohahevitra izay indray no ho resahantsika androany.
Mihainoa finaritra ...
📚 Mianatra miaraka, miaraka mianatra. 📝Ny teny filamitry ny fandaharantsika no ho resahantsika amin'ity épisode ity. Fianarana tokoa mantsy ny fiainana ary raha miaraka isika dia hahomby kokoa. 🎓 Mihaino finaritra ...
Izany fanontaniana izany indray no hovaliantsika ao anatin'ity épisode ity ! Ny valiny aloha dia teneninay ety am-piantombohana hoe ENY, rentable ny fanaovana podcast.
Manasa antsika hihaona sy hihaino hatramin'ny farany ...
🙌🏽 "L'espoir fait vivre" - "Mamelona ny fanantenana".
Izany lohahevitra izany indray no horesahantsika androany. Toa misy manatsatso mantsy fa hoe ho an'ny "imbécile" 😬 ihany izany teny izany; mamelona ireo "vendrana "ihany fotsiny marina ve ny fanantenana? Aminay dia mamelona 😃 ny fanantenana satria mitondra hery ✊🏽 sy toky ho amin'ny ho avy fa ho tsara ary hotanteraka ireo faniriana. 🏆
Efa niresaka ny finoana isika, izay antoka mampisy fanantenana ihany koa . Mifampiankina ny finoana sy fanantenana ary hery lehibe entina mandroso amin'ny fiainana. ☀️
Manasa anao ary hiaino indray ity épisode ity !
🔥 Nisy trangam-piarahamonina hitantsika teto amin'ny tambajotran-tserasera nalaza herinandro vitsivitsy izay nahakasika ilay raim-pianakaviana naneho herisetra tamin'ny zanany vavy.
👉 Ny lohahevitra horesahantsika androany dia hamelabelatra amintsika ny perversion narcissique izay mety ho antony nahatonga izany.
🎙️ Fandinihana ihany ny anay eto amin'ny pejy ary fampahafantarana ihany koa ho an'ny mpiara-belona amin'ny loza ateraky ny perversion narcissique. Mihainoa finaritra !
Rehefa voalohan'ny taona tahaka izao dia miandrandra fiovana daholo isika. Maniry fiovana, mangetaheta fiovana.
Ny fiovana anefa dia miainga amintsika aloha mba hampisy fanovana :
Fiovan'ny toetsaina, Fiovan'ny toepo (sentiments), Fiovan'ny vatana - sns"Le changement est la seule constante"
Tsy afa-bela amin'ny fiovana isika, fa ny anjarantsika dia ny manova ireo voalaza eo ambony ireo, manova fomba famindra.
Tsy afaka handeha tsisy kiraro amin'ny ranomandry, fa anjarantsika no manao kiraro mafana.
Tsy afaka hanala hetaheta raha tsy mampiditra ny rano ao am-bava, maka ny rano eny an-doharano ...
Mila ezaka amintsika tsirairay avy izay fiovana izay, ary misy ireo sakana tsy ahafahantsika manao izany ...
Izay indray no lohahevitra horesahantsika ato anatin'ity episode ity. Mihainoa finaritra ary !
S3E01 - Fiatoana Izay indray no lohahevitra voalohany horesahantsika amin'ity taona vaovao ity. Fiatoana ilaina hakana bahana indray ...
📢 Mahay mifandray, mahay mianatra, mahay mandamina ...
Fifandraisana ho amin'ny filaminana sy fandriam-pahalemana ... 💬 🗯️
Ny psychologie sy ny fiarahamonina malagasy.
Azo ampiarahana sa tsy mifanaraka? 🤔
Fisehony iray no hozarain'i Baliaka amintsika androany.
Ialana tsiny ny feo tsy tomombana tsara noho ny lafiny teknika.
ratsy sa tsara? Ndao hanana ambo tsara ...
Tsia !!!! Tsy voaozona hahantra i Madagasikara sy ny Malagasy ... 🏆