
🔥 Nisy trangam-piarahamonina hitantsika teto amin'ny tambajotran-tserasera nalaza herinandro vitsivitsy izay nahakasika ilay raim-pianakaviana naneho herisetra tamin'ny zanany vavy.
👉 Ny lohahevitra horesahantsika androany dia hamelabelatra amintsika ny perversion narcissique izay mety ho antony nahatonga izany.
🎙️ Fandinihana ihany ny anay eto amin'ny pejy ary fampahafantarana ihany koa ho an'ny mpiara-belona amin'ny loza ateraky ny perversion narcissique. Mihainoa finaritra !