
Ity lohahevitra ity dia efa ela no saika hovelarina eto niainga avy amin'ny trangam piaraha monina maro ; kinanjo mifanojo amin'ilay resaka farany nahabe resaka ny maro teo tamin'i filohan'ny FJKM sy solontenam panjakana iray. Koa heveriko fa ilaina ny miditra en profondeur mahakasika ity resaka ity ka tsy hotavela amin'ny tora po politika sy ny tora po pivavahana fotsiny ihany.
Les extremes sont toujours dangereux hoy ny fitenenana. Lectures miainga avy amin'ny zava niseho teo amin'ny tantaran'ny reforma no hitondrana ny analyse, nanoloana ny REVOLTE DES PAYSANS.