
Misy fotoana rehefa tena tafalatsaka ao anaty ady sarotra ny olona iray dia tsy mahare tsirony intsony ny fihainoana sy famakiana ny Soratra Masina ary koa tsy mahatonona vavaka intsony fa resy tanteraka.
Amin'iny fotoana iny dia mametra-panotaniana ny tenany ny maro manao hoe : tratry ny fihemorana ve aho ? sy hoe VERY VE NY FINOAKO ( J'ai perdu ma foi ) ? Mangony fotsiny ny fanararaotan'ny devoly sy ny famendrofendron'ny mpiara-mivavaka.
Io vanimpotoana io no atao hoe : SÉCHERESSE SPIRITUELLE na Ilay lazain'ny teolojiana hoe : LES NUITS DE LA FOI.
Mbola misy antenaina ve ny iverenan'ny FINOAKO sa tsia ?