Home
Categories
EXPLORE
True Crime
Comedy
Society & Culture
Business
Sports
TV & Film
Health & Fitness
About Us
Contact Us
Copyright
© 2024 PodJoint
00:00 / 00:00
Sign in

or

Don't have an account?
Sign up
Forgot password
https://is1-ssl.mzstatic.com/image/thumb/Podcasts116/v4/2b/41/a2/2b41a291-36de-e8b1-318a-846475fbd998/mza_7481557297973037164.jpg/600x600bb.jpg
Le talisman brisé: le podcast en français-malgache
Français Facile - RFI
24 episodes
7 hours ago

Tantara mitohy henoina amin’ny teny anankiroa, misy fizarana 25 ary 7 minitra avy. Izay anarahana amin’ny teny Frantsay sy amin’ny tenin-drazanao ireo tantara mahaliana feno hitakitaka sy tetika miafina.

Show more...
Society & Culture
RSS
All content for Le talisman brisé: le podcast en français-malgache is the property of Français Facile - RFI and is served directly from their servers with no modification, redirects, or rehosting. The podcast is not affiliated with or endorsed by Podjoint in any way.

Tantara mitohy henoina amin’ny teny anankiroa, misy fizarana 25 ary 7 minitra avy. Izay anarahana amin’ny teny Frantsay sy amin’ny tenin-drazanao ireo tantara mahaliana feno hitakitaka sy tetika miafina.

Show more...
Society & Culture
https://is1-ssl.mzstatic.com/image/thumb/Podcasts116/v4/2b/41/a2/2b41a291-36de-e8b1-318a-846475fbd998/mza_7481557297973037164.jpg/600x600bb.jpg
Épisode 9: Professeur Kouada est ton professeur !
Le talisman brisé: le podcast en français-malgache
7 minutes 15 seconds
3 years ago
Épisode 9: Professeur Kouada est ton professeur !
Noahiahian’ny polisy ho mpiray tsikombakomba tamin’ilay fakana an-keriny ny mpampiasa azy, ny praofesora Omar, i Kwamé ka nosamborina. Nafahana madiodio izy rehefa hita fa nangataka vidim-panavotana ireto mpaka an-keriny ho takalon’ny famotsorana ny praofesora Omar. Nifanatona tamin’i Nathalie i Kwamé satritra mahafantatra ilay angano koa izy io… Ny fanadihadiana nataony no nitondra an’i Kwamé hatrany Niger, tao amin’ny oniversitean’i Niamey.