
Fandaharana mikasika ny fanisana ny zava-manan'aina. Novokarin'ny tetik'asa APAA - Asa sy Paikady iarovana ny Ala maiky sy ny Ala tsilo. Notontosain'ny fitaleavam-paritry serasera sy ny kolotsaina aty Atsimo Andrefana.
Ny tetik'asa APAA dia tetik'asa an'ny ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy, vatsian'ny PNUD - Programme des Nations Unies pour le Développement sy ny FEM - Fonds pour l'Environnement Mondial vola. Ny Sage Fampandrosoana Maharitra no mpanatanteraka eny ifotony.